Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Desambra, 2017
Singapaoro: Nogadraina Ilay Bilaogera Noho Ny Fanaovana Fanamarihana Fanavakavaham-bolokoditra
Nogadraina ireo Singaporeana roa rehefa voampanga tamin'ny famoahana fanehoan-kevitra manavakava-bolokoditra antserasera , hoy ny tatitry ny ChannelNewsAsia .
Mpikatroka ‘Mpamerin-keloka’ Nampangain'ny Polisin'i Singapaoro Ho Nikarakara ‘Famoriam-bahoaka Tsy Ara-dalàna’
Ny 29 Novambra, nampangain'ny polisy noho ny "fikarakarana fivoriam-bahoaka tsy misy fahazoan-dàlana araka ny Lalàna momba ny Filaminam-bahoaka, fandikàn-dalànan'ny fandrobàna araka ny Lalànan'ny Fandrobàna, sy noho ny fandàvàna hanasonia ny filazany araka ny Fehezan-dalàna Famaizana" i Jolovan Wham, mpikatroka Singapaoreana.
Ny Show Global Voices Fahatelo
Indro ny fizaran-tantara fahatelo amin'ny Global Voices Show !
Ny Show Global Voices Faharoa
Indro ny fizaran-tantara faharoa amin'ny Global Voices Show ! Asongadintsika ny sombiny amin'ireto rakipeo manaraka ireto amin'ity andiany ity:
Ny Show Global Voices Voalohany
Faly manambara ny voalohany amin'ny rakipeo vaovao amin'ny endrika gazetiboky ny Global Voices