Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Marsa, 2017
Mamporisika Ny Fitsitsiana Herinaratra Koa Ireo Jiro Marevaka Napetraka Tao Marina Bay Any Singapaoro
Jereo ny fiovan'ny sasany amin'ireo trano mijoalajoala ao Singapaoro ho lasa vao mainka mahavariana nandritra ny "Fetiben'ny Hazavana", izay nandrehetana jiro marevaka nataonà mpanakanto avy aminà firenena sivy teo amin'ny morondranon'i Marina Bay.
Zavakanto Anaty Fitateram-Bahoaka: Fantaro Ireo Mpanao Kisarisary Anaty Fitateram-Bahoaka ao Singapaoro
" mora ironako kokoa ny zavakanto nentin-drazana, toerana tsy manampaharoa, azo antoka ary ahitan-javatra maro ahafahako mampihatra ny zavatra tiako."
Mampitroatra Ny Fivavahana Mpitahiry ny Nentindrazana Ao Malezia sy Singapaoro Ny ‘Fotoam-Pelaka’ Vaovao Ao Amin'ny Disney
Tsy faly mikasika ilay famerenana mamokatra ilay sarimihetsika Disney ''Ilay Vehivavy Tsara Tarehy Sy Ilay Bibidia'' ireo vondrona ara-pinoana sy ny fanjakana mpanao sivana ao Singapaoro sy Malezia noho ny fisianà hetsika pelaka mivantana ao anation'ilay sarimihetsika
Nahoana No Novain’ i Singapaoro ny Anaran'ny Fampiratiany Vaovao Momba Ny Ady Lehibe Faharoa
"Tsy maintsy manome voninahitra sy manaja ny fahatsapan'ireo izay niaritra ny mafy sy namoy fianakaviana nandritra ny Fibodoana Japoney isika, hoy ny minisiteran'ny Fifandraisana sy ny Fampahalalam-baovao.