Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Aogositra, 2018
Indonezia: Namely an'i Indonezia ny horohorontany, re hatrany Singapaoro sy Bangkok
Horohorontany iray nahatratra 7.9 tamin'ny refy Richter no namely ny akaikin'ny Nosy Sumatra tany Indonezia. Nandefa fampitandremana ny mety hisian'ny tsunami ireo manampahefana ao Malezia, Indonezia ary Inde. Nibilaogy momba ireo horohorontany ren'izy ireo ny tany Azia Atsimo Atsinanana.
Ny bilaogin'ny Ministra Indoneziana iray hafa sy ny herinandro fisaonana
Araka ny nosoratako tato , ny Minisitry ny Fampialofana Indoneziana Yusuf Asy'ari no lasa Minisitra faharoa nanomboka nibilaogy taorian'ny Minisitry ny Fiarovana Juwono Sudarsono namahana bilaogy volana vitsivitsy talohan'izay. Nosoratany tamin'ny fiteny Anglisy sy Bahasa Indonesia ny bilaoginy.