Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Septambra, 2009
Singapaoro: Mampiady hevitra ny faripahaizan'ilay Oliravina
Voahosotra ho Oliravina manerantany Singapaoro 2009 ao Singapaoro ny mpianatra 19 taona Ris Low, mpianatra, 19 taona tamin'ny zoma 31 jolay 2009. Fotoana fohy tato aoriana, nalaina sary sy feo...