Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Janoary, 2013
Niteraka Adihevitra Momba Ny Fanamelohana Ho Faty Tao Singapore Ilay Fanolanana Tao Delhi
Nentina tany Singapore hotsaboina ilay tanora niharan'ny fanolanana faobe tao Delhi, India saingy indrisy fa namoy ny ainy izy tamin'ny 28 Desambra. Naneho ny alahelony sy ny hatezerany ireo Singaporeana marobe manoloana ny...