Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Novambra, 2015
Afaka manana sy mamaky ‘Fanny Hill’ ankehitriny ny Singapaoreana, saingy mbola voarara ny Playboy
Nesorin'ny governemanta ny fandrarana boky aman-gazety 240 saingy mbola voarara kosa ny 17 satria vetaveta na mifanohitra amin'ny tombontsoam-pirenena.