Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Jona, 2017
Erantany: Mamono Jiro, Ho An'ny Planeta
Nasehon'ny tontolon'ny bilaogy avokoa ny fisehon'ireo fihetsika rehetra, nanomboka teo amin'ny fanantenana sy ny fanohanana ka hatramin'ny tsikera sy ny fanomezana henatra.
Ny Zavamaneno Avy Amin'ny Lafivalon'Izao Tontolo Izao
Lahatsary ahitana zavamaneno mahaliana avy amin'ny lafivalon'izao tontolo izao, anisan'izany ny zavamaneno vita amin'ny boaty namboarina sy tavoahangy soda plastika , ny fanehoana ny fomba hanamboarana ny didgeridoos , ary ny hira nentim-paharazana Rosiana lalaovina amin'ny vielle à roue.
Manoro Hevitra Ny Hetsik'ireo LGBT ny Mpanaramaso Ny Dokambarotra Any Singapaoro Mba Hanala Ilay Teny Filamatra “Fanohanana ny Fahalalahana Mitia”
"Tsy hitanay ny fomba iantsoana ny teny filamatra ho amin'ny fampitambarana sy ny fitiavana ho afaka heverina fa manozongozona ny fotokevitra momba ny fianakaviana na tsy manaja ny tsirairay." hoy ny nosoratr'ireo mpikarakara ny Pink Dot.
Myanmar: “Eny, tsara ny zava-drehetra”
Notaterin'ny ny bilaogim-baovao Birmana MoeMaKa Media ity lahatsarin'ny Straits Times ao Singapaoro ity izay miresadresaka amin'ireo olom-pirenena Myanmar sasany sy ny hafa mandeha ao Yangon sy Singapaoro.