· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Septambra, 2017

Singapaoreana Miatrika Famotoran'ny Polisy Rehefa Avy Nanatrika Fiaretan-tory Ho An'ilay Mpiasa Mpifindra Monina Notapahan-doha

Raha heverina fa fivoriana tsy ara-dalàna mendrika ataon'ny polisy famotorana ny fiaretan-tory tsotra tsy misy herisetra sy mangina ho an'ny lehilahy homelohin'ny fanjakana ho faty, angamba fotoana izao hieritreretana raha mahita fifandanjana tsara eo amin'ny filaminam-bahoaka, fahalalahana mivorivory sy ny fangorahana isika.

14 Septambra 2017