Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Janoary, 2012
Singapore: Kolikoly Manafintohina
Nandritra ny taombavaovao Sinoa, nipoaka ny vaovao fa ny lehiben'ny Tafi-piarovana Sivily (SCDF) sy ny Foibe misahana ny ady amin'ny zava-mahadomelina (CNB) dia nanaovan'ny Birao Miady amin'ny Kolikoly (CPIB) fanadihadiana. Niteraka resabe...
Singapore: Mampiparitaka Ireo Meme Ao Amin'ny Aterineto Ny Tsikeran'ny Minisitra
Fantaro ny nahatonga ity fehezanteny ‘Rehefa nanapa-kevitra aho…' ity ho lasa meme ao amin'ny aterineto any Singapore izay avy amina tsikerana minisi-panjakana ambony. Manaraka ny fanapahan-kevitry ny governemanta vao haingana hanapaka ny karaman'ireo mpanao politika izay avo karama indrindra eran-tany izany.
Singapore: Nahena ny Karaman'ny Minisitra
Anisan'ny mpanao politika mandray karama ambony indrindra manerantany ny ao Singapore fa hihena dia hihena ny vola raisin'izy ireo amin'ity taona ity rehefa nandrisika ho amin'ny fampihenana ny karama ho an'ny mpitondra ny tanàna ny vaomiera natsangan'ny fitondrana . Miresaka ny amin'izany amin'ny fampiasana tenifototra #ministerpaycut ny mpiserasera