Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Marsa, 2016
Azia Atsimo Atsinanana Avy Amin'ny Mason'ny Vorona? Andramo Ato Ny Hitan'ny Mpanamory Sambondanitra
Ny renivohitr'ireo firenena aziatika atsimo atsinanana no anisan'ireo be sary nalaina sady malaza andehanan'ny olona indrindra eto amin'izao tontolo izao. Saingy tahaka ny ahoana moa ny endrik'izy ireo avy eny an-habakabaka?
Sary Nolokoina An-Dalana Mampiseho An'i Vietnam, Singapaoro, ary Filipina Nandritra Ny Taonjato Faha-20
Andao hanao dia lavitra ho any amin'ny taloha mampanembona amin'ny alalan'ny fijerena ireto sary teny andalambe taloha teo Filipina, Singapaoro, ary Vietnam ireto.
Fombandrazana Tsy Maty Ao Singapore Ve Ny Filalaovana Baolina Any Amin'ny ‘Void-Deck’? Tsia.
"Vahaolana ratsy io ho anà zavatra iray izay tsy olana akory, no sady fandanindaniana foana ny volan'ny mpandoa hetra. Ampiasainareo indrindra ny volanay mba hanakanana anay tsy hampiasa ireo toerana malalaka azonay ampiasaina, sy efa nampiasainay."