Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Janoary, 2015
Vondrona Maro ao Singapaoro Tsy Manaiky Intsony ny Famonoana ho Faty Olona Mitondra Rongony 15 grama
Hoan'ny governemanta dia natao hanakiviana ny fanaovana heloka bevava ny fanasaziana ho faty. Asongadin'ny vondrona fa tsy mampihena ny isan'ny fanitsakitsahana ny lalàna ny sazy faratampony indrindra fa mandrisika ireo jiolahy hahery setra kokoa.