· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Novambra, 2018

Singapaoro, Malezia: Mahathir Mohamad sa i Lee Kuan Yew

  24 Novambra 2018

Tamin'ny alàlan'ny bilaoginy, dia namaly ny fanehoan-kevitry ny Praiminisitra Singapaoreana teo aloha Lee Kuan Yew ny Praiminisitra Maleziana teo aloha Dr. Mahathir Mohamad mikasika ny fifandraisana ara-poko sy ny 'fanavakavahana ara-politika' any Malezia.