Tantara mikasika ny Singapaoro tamin'ny Novambra, 2016
Nampirisihana Ny Mponina any Singapaoro Mba “Hanaiky Ny Ratsy Tarehy” Hampihena Ny Fakon-tsakafo
"Raha ariantsika izany satria fotsiny hoe tsy tsara tarehy, dia heveriko fa manary ireny harena ireny isika," hoy ny filazan'ny mpandray anjara amin'ny hetsika vaovao fiarovana ny sakafo ao Singapaoro.
Ho Fanohanana Ireo Olona Manana Filàna Manokana, Nolokoina Volomparasy Ireo Trano Avobe Mampiavaka An'i Singapaoro
"Ny volomparasy dia manambara firaisankina amin'ireo olona manana filàna manokana. Mandritra izany, ny fangon'ny kianjan'ny Matso volomparasy dia "manambara fitoviana (mitovy refy amin'ny lafy rehetra), ny fiombonana ary fitambarana matanjaka.”"
Hong Kong: Mametraka Fepetra Amin'ny Fanadiovana Varavarankely Avo Be Mba Hiarovana Ireo Mpanampy An-trano,Tezitra ireo Mpampiasa
"Toerana manokana ny trano fonenana, saingy koa toerana fiasàn'ireo mpifindra monina manao asa an-trano. Andraikitry ny mpampiasa ny manome tontolom-piasàna sahaza sy azo antoka."