Tantara mikasika ny Vehivavy ao Minya-isanandro tamin'ny Aogositra, 2018

Fampahafantarana ny “Vehivavin'i Minya isan'andro”

Rising Voices  06 Aogositra 2018

Tetikasa vaovao indrindra ao amin'ny New Women Foundation (Orina Mpanasoa ho an'ny Vehivavy Olom-baovao) any Kairo ny vehivavin'i Minya isan'andro. Nanome atrikasa ho an'ny vehivavy monina sy miasa any El Minya  any amin'ny 250 km eo atsimon'ny renivohitra i Nevine Ebeid sy ireo mpikambana hafa ao amin'ny ekipan'ny Orina Mpanasoa.