Tantara mikasika ny Vehivavy ao Minya-isanandro tamin'ny Janoary, 2012
[Lahatsary] Sary Avy Amin'ny Tetikasa “Andavanandrom-piainan'ireo Vehivavy Ao Minya”
Ity no manohy ireo andian-dahatsary telo amin'ireo lahatsary novokarin'ilay Ejiptiana mpamokatra sarimihetsika Mahmoud Saber izay nijery akaiky ny tsirairay tamin'ireo tetikasa ao anatin'ny fandraisana andraikitry ny Rising Voices any Ejipta. Ity lahatsary ity dia manasongadina ny tetikasa "Andavanandrom-piainan'ireo vehivavy ao Minya".