Tantara mikasika ny Tatitry ny Mpiserasera tamin'ny Febroary, 2015
Netizen Report: Afaka Matoky Ny Facebook Ve Ny Tibetàna?

Mitohy ny fanivànana media sosialy ao Shina, ary Bosnia sy Herzegovina mamerina mamaritra ny atao hoe "kianjam-bahoaka", ary lavin'i Angletera valifaty noho ny resa-betaveta.