Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2011

Tantara mikasika ny Tatitry ny Mpiserasera tamin'ny Oktobra, 2011

06 Oktobra 2011

Tsy Fifankahazoan-dresaka Momba Ny Toerana Handraisana Ny Vovonana momba ny Fitantanana ny Aterineto (IGF)2012

GV Mpisolovava

Raha efa an-dalan'ny hanakatona ny varavarany ny andiany faha-6 amin'ny Vovonana momba ny Fitantanana ny Aterineto (IGF), mipongatra etsy anilany kosa ny fifamalian-dresaka momba ny toerana manaraka. Tsy nakàna ny hevitry ny mpiara-miombon'antoka rehetra ny amin'ilay toerana (anisan'izany, tsy ny governemanta na ny mpandraharaha fotsiny fa koa ny vondrom-piarahamonina sivily)....