Tantara mikasika ny Tatitry ny Mpiserasera tamin'ny Desambra, 2013
Netizen Report: Votsotra teo Ampelatànan'ny Governemanta Ny Drafitra TPP, Ka Tonga Any Amin'ny WikiLeaks

Miverina ny fanadihadiana amin'ity fizaram-potoana ity! Mandritra ity herinandro ity dia mandinika ny fanapahan-kevitra farany mikasika ny Google Books isika, miampy ny fikarohana vaovao momba ny fanivanana ao anatin'ny Sina Weibo ao Shina sy ny Wikipedia Persiana.