Tantara mikasika ny Lahatsoratra voalohany tamin'ny Jona, 2019
Arahabaina nahatratra ny faha 10 taonany ny GV!!

"Tsy haiko ny hamaritra izany fahatsapako ny hafaliako izany rehefa nahafantatra fa maro ny olona eran'izao tontolo izao no afaka mahafantatra fa misy ny volavola misandratra momba ny sarimihetsika any Costa Rica noho ny lahatsoratro", hoy i Jenny Cascante González.
GV: Mizara ny tantaram-piainana amin'izao tontolo izao

(Lahatsoratra tamin'ny volana Oktobra 2014) Faly aho ary mahatsiaro omem-boninahitra amin'ny maha-mpandray anjara Global Voices. Rehefa nifandray tamiko i Ndesanjo Macha, ilay toniandahatsoratra Afrika Atsimon'i Sahara ary nilaza tamiko fa...
Tovovavy mpikatroka avy ao Kyrgyzstan sy ny Global Voices

Taorian'izany rehetra izany dia nanomboka niasa niaraka tamin'ny Global Voices izahay ary nanohana anay izy ireo, noho izany nisy ny bilaogy namoahanay ny tantaran'ireo vehivavy avy any Kyrgyzstan rehetra any, mba hampisehoana ny tena zava-misy iainan'ny zazavavy ary mba hahatonga anay hahatsapa ho matanjaka kokoa!
Ny taona 2014 sy ny GV

(Lahatsoratra tamin'ny volana Oktobra 2014) Olon-tsotra mipetraka ao amin'ny Saikinosy Yucatan aho, any amin'ny faritra be mponina any Merida raha ny marimarina kokoa. Nihaona tamin'ny Global Voices aho tamin'ny taona...
Ny lahatsoratro GV voalohany

Mpanolontsaina amin'ny serasera nanoratra momba ny tontolo iainana sy ny zon'ny vahoaka i Avinash Kumar Chanchal. mpandika teny GV Hindi. Indraindray izy manoratra tantara ary indraindray mpaka sary ihany koa.