Lahatsoratra farany an'i Ornella tamin'ny Janoary, 2017
Netizen Report: Didian'i Bahrain ireo Mpampahalala Vaovao Mba ‘Tsy Hampiasa Ny Fitaovan'ny Haino Aman-Jery Elektronika’
Mihatoka, manaiky ny 'Facebook Bill' ireo mpanao lalàna Israeliana, naaton'i Oman ny fanenjehana ireo mpisera amin'ny Facebook ho an'ny fahalalahana miteny, ary atahoran'ireo mpisera ny fanakatonana ny aterineto amin'ny andron'ny fifidianana.
Inona No Anarana Fanome Ny Ankizy Any Meksika ?
Fantatrao ve fa misy Meksikana antsoina hoe " Christmas Day" na " Yahoo" ary -- mba hanaratsiana ny toe-javatra-- dia zimbazimbaina amin'ny aterineto ny fiainan'izy ireo manokana ?
Midika Ho Sakafo Miavaka Sy Matsiro Ny Fetin'ny Krismasy Ho an'ny Latino-Amerikana
Moa ve mingerongerona ny kibonao ao an-trano rehefa fety ? Ampihinano ireo sakafo matsiro, maro loko isan-karazany avy amin'ireo fomban-drazana any Amerika Latina rehefa faran'ny volana desambra ny masonao.
Vehivavy Syriana Misaotra Ny Tafika Rosiana Amin'ny Kalandrie Vaovao Manaitaitra Novatsian'i Kremlin
Noho ny fanampian'i Kremlin, dia nivoaka ny kalandrie raitra mampiseho sarinà vehivavy syriana am-polony tsara tarehy, ahitàna andian-teny sahisahy izay midera ny fanelanelanana ara-tafika nataon'i Maosko tany Afovoany Atsinanana.
Mora Ny Hetra Any Etazonia, Lasa ‘Nandositra’ Any i Cao Dewang, ilay Mpanjakan'ny Fanaovana Fitaratra ao Shina
"Iza no sahy hampiasa vola raha toa ka midangana be ny vola miasa nefa tsy misy antoka ny ho tombony ?"