Ornella · Novambra, 2017

Lahatsoratra farany an'i Ornella tamin'ny Novambra, 2017

Bahrain: Nahoana Ny Biraon'i Al Jazeera No Nakatona?

Nambaran'i Bahrain fa vonjimaika no nanakatonana ny biraon'ny Fantsona Al Jazeera Mandeha amin'ny Zanabolana noho ny "fanitsakitsahana ireo fifanarahana arak'asa". Mihetsika amin'ny fampiroboroboana ity lahatsoratra ity ireo mpitoraka bilaogy sy mpibitsika - indrindra fa taorian'ny tsaho niely fa nakatona ny foibe any Katàra noho ny tatitra navoakany momba ny fahantrana ao Bahrain. Mandritra izany fotoana izany, milaza ny Al Jazeera fa tsy mbola nampiasa akory ny birao tao Bahrain fa inona no tena zava-nisy marina?

Ireo Feo Avy Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Miteny Kiswahili

  12 Novambra 2017

Misy dimy ambin'ny folo ireo mpitoraka bilaogy mavitrika amin'ny teny Kiswahili ary roa tsy mavitrika. Enina ambin'ny folo Tanzaniana ary iray Kenyàna. Mpitoraka bilaogy vaovao maro miteny Kiswahili amin'izao fotoana izao no miasa amin'ny bilaoginy saingy tsy mbola vonona hiseho vahoaka.