Lahatsoratra farany an'i Ornella tamin'ny Jolay, 2018
Nahoana No Asehon'ny Faritanin'i Bamyan Ny Tsara Indrindra Any Afganistàna ?
"Hafatra mazava no omen'ity sary ity : fiarovana, fahamendrehana ary fitovian'ny lahy sy ny vavy. Maniry ny fisian'ny fihaonana tahaka izao any amin'ny faritany rehetra aho."
Madagasikara: Kianin'Ireo Mpitoraka Bilaogy Malagasy Any Frantsa Ilay Politikan'i Sarkozy Momba Ny Fifindràmonina
Ny famoronana minisitera iray misahana ny fifindràmonina sy ny maha-olom-pirenena no fandaharanasa iray izay heverin'ny filoha frantsay vaovao, Nicolas Sarkozy. Tsy maintsy manaiky io hetsika hentitra io ireo mpifindramonina efa ela niainana tao Frantsa. Nampiady hevitra ireo mpitoraka bilaogy malagasy monina any Frantsa izany ....
Meksika : Ireto Ny Sasany Amin'Ireo Adihevitra Nanjaka Tao Amin'ny Aterineto Nandritra Ny Fifidianana Filoham-Pirenena
Mamakafaka ny fizotry ny fampielezankevitra tao amin'ny haino aman-jery sosialy ity fizarana fahefatra sady lahatsoratra farany amin'ny andiany momba ny fifidianana filoham-pirenena Meksikàna ity.
Mitombo Ny Sivana Amin'ny Haino Aman-Jery Any Pakistàna Fa Manakaiky Ny Fifidianana Solombavambahoaka

Noraràna ny lahateny fanao amin'ny fifidianana mba hisorohana ny fandefasan'ireo haino aman-jery votoaty "manafintohina" sy "manala baraka".
Però : Fifandirana Manodidina Ny Didim-panjakana Laharana 1097
Ny 1 Septambra 2010, navoaka tany Però ny votoatin'ny didim-panjakana laharana 1097. Mandrindra ny fampiharana ny lalàna momba ny heloka bevava amin'ny fanitsakitsahana ny zon'olombelona izy io. Kianin'ireo mpikatroka mafana fo sy mpiaro ny zon'olombelona ilay didim-panjakana izay mety manafina endrika vaovaon'ny famotsorankeloka ho an'ireo vondrona misarintsarina miaramila.
Afrika Atsimo No Firenena Voalohany Manohana Ny Tambajotranà Vondrom-piarahamonina Ao Amin'ny Faritra

"...Ao anaty rafitra fiarahamiaina miha-mivangongo hatrany, ... dia matetika sarotra ny manalava ny ny fahazoana mampiasa modely iray izay tena miavaka toy ny tambajotra iombonan'ny vondrom-piarahamonina. "
Kambodza : Halalaka, Tsy Hitongilana, Hivelatra Ny Fifidianana Hoy Ny Governemanta – Fa Zavatra Hafa No Lazain'ny Fiarahamonim-Pirenena
Noravan'ny governemanta ny antoko mpanohitra matanjaka, napetrany ny fitsipika hifehezana ny mpanaramaso ny fifidianana, novelariny ny fifehezany ny aterineto sy ny haino aman-jery sosialy, ary notoriany ny tsy fandoavan-ketran'ireo haino aman-jery mpampahalala vaovao mpanao fanakianana.
Andian-jiolahy Sy Ady Ara-Barotra : Karazana Meksika Ahoana No Andrasan'ny Filoha Vaovao ?
"Amin'izao fotoana izao any Meksika, tsy amin'ny alàlan'ny fitaovam-piadiana no hahatongavana eo amin'ny fitondràna, fa ny fitaovam-piadiana no mifehy ny fidirana eo amin'ny fitondràna. "