Lahatsoratra farany an'i Ornella tamin'ny Febroary, 2018
Japana: Niverina Ny Hetran'ny Solika
Tafaverina indray ilay hetra "vonjimaikan'ny" solika any Japana, 25 yen isaky ny litatry ny solika, nohalavaina nandritra ny 30 taona ary namatsiana fandaharan'asa fanamboarana làlana 5000 eo ho eo, taorian'ny ady nifanaovana tamin'ny mpanohitra, ary tsy nankasitraka izany ny olona. Tantaran'ny zavatra niainany tamin'ny fanandramana hameno ny fitoeran-tsolikany teny amin'ny toby fitsinjaràna solika tamin'ny andro farany nialoha ny fiakaran'ny vidin'ny solika ny voalohan'ny volana May.
Taiwan: Inona No Azon'ny Baseball Atao ?
...nanainga ireo mpitia baseball sasany hitondra ny fahatsiarovany ny baseball...Tsy fahafahampo ho an'ny Tranon'ny Fo Masina fotsiny ny vokatra azo fa ho an'ireo mpitia baseball ihany koa
Paragoay : Mba Hivelomana, Mibodo Ireo Tany Tsy Misy Mampiasa Ireo Taranaka Tantsaha
Nahita toerana hanorenana trano ho an'ny fianakaviany tamin'ny alàlan'ny fomban-drazana, fibodoana ny tanin'ireo voanjo taloha i Mariano Castro. Fa nivadika ho zava-doza izany ho an'ny zanany.
Hong Kong: Ny Fiafaran'ny Anganongano HSBC
...maro ireo mponina any Hong Kong no nandray soa tamin'ny fampiasàmbolan'ny ray aman-dreniny tao amin'ny HSBC...
Niala Tao An-tanànan'i Raqqa Any Syria Ny ISIS, Saingy Mbola Mandratra Sy Mamono Ny Vanja Naleviny
"Nirahako hizaha ny tranonay teo akaikin'ilay 'rond-point' famantaranandro ny iray amin'ny zanako lahy, saingy rehefa tonga teo izy, vanja milevina no niandry azy teo anoloan'ny varavaran'ny trano".
Serbia : Voasivana Hatramin'ny Fahatsiarovana Ny Maty Avoaka Anaty Gazety

Nosivanin'ny gazety serbiana iray ny toerana nisy ny lahatsoratra fahatsiarovana ilay mpanakanto mpanao sary. Voalaza fa boky momba ny sivana no iray amin'ny asany farany.
Inona No Tena Mandresy Lahatra Ireo Mpankafy Ny Fiadiana Ny Amboara Erantany 2018 ? Ny Fango Vaovao Mampisavoritaky Ny Fizahantany Rosiana Ve Sa Ny Fampitandremana Hentitra Ataon'ny Governemantany ?

Miaraka amin'ny fahalakin'ny fanakaikezan'ny fiadiana ny amboara erantany, ho voatazon'i Rosia ve ilay teny faneva vaovaon'ny fizahantany " izao tontolo izao aty Rosia " ?
Inona No Novakian'ireo Mpamaky Global Voices Hatramin'ny Herinandro Lasa ?
Tamin'ny herinandron'ny 5-11 Febroary 2018 nahasarika mpamaky ny Global Voices avy any amin'ny firenena 195 ireo tantara sy lahatsoratra nadika !
Wayang Wahyu: Fitoriana Ny Baiboly Amin'ny Fampiresahana Saribakoly Any Java, Indonezia
Nitarika atrikasa teo amin'ireo tanora Javane i Indra Suroinggeno mba hanavotana sy hampiroboroboana ny Wayang Wahyu, fitantaràna ny tantara ao amin'ny baiboly amin'ny alàlan'ny fampitenenana saribakoly.