Lahatsoratra farany an'i Ornella tamin'ny Oktobra, 2017
Fantaro Ny Fehizoron'ny Vaovao Miaraka Amin'i Emily May-n'ny Hollaback!
Niangavianay i Emily May, mpiara-mamorona ny Hollaback! mba hilazalaza aminay ny momba ny firafitry ny vaovao manodidina ny fanararaotana.
Vehivavy Afrikana Nanoratra Bilaogy Tamin'ny Herinandro Talohan'ny 9 Jan 2006
Maimaimpoana na mora vidy ny fomba fanabeazana aizana ho an'ny kenyana maro nefa mbola misy ireo vehivavy sasany sy ireo lehilahy no mampiahaka ny tenany ho trà-doza amin'ny aretina azo amin'ny firaisana ara-nofo sy ny fitondrana vohoka
Tongà : Nampangaina Ho Nifehy Ny Haino Aman-jerin'ny Fanjakàna Mialoha Ny Fifidianana Ny Governemanta
"Mila atsahatry ny governemanta ny fampiasana ireo antsoina hoe fatiantoka ho toy ny fialantsiny hampiharana ny fanovàna manasazy mikendry ny hanafoanana ny trano famoaham-baovao sy ny fitantanana any amin'ny iray amin'ireo fampielezam-peom-panjakana fototra any amin'ny faritra."
Bangladesh : Ambaran'Ilay Oliravina Teo Aloha Voatsipaka Fa Sisampatin'ny Fampanambadiana Ankizy Izy
"Odianareo tsy hita ny marina fa sisampatin'ny fampanambadiana ankizy izy ary tonga mpilatro sy mpitaingina môtô ikoizana tsy nisy fanohanana avy amin'ny fianakaviana. "
‘Mbola Taonan'ny Vato Ve Isika ?’ Maneho Ny Hadisoam-Panantenany Ny Kambodziana Satria Nosakanan'ny Governemanta Ny Tohin'ilay Sarimihetsika “Kingsman”
"Mampihomehmy izany, tsy azoko inoana hoe ireo antsoina ho manam-pahaizana no tsy hahay hanavaka ny sarintsariny sy ny tena izy."
Ory Miresaka Ny Bilaogy Kenyana
Tsy ny fomba fiasan'ny bilaogy amin'ny famoronana vondrom-piarahamonina ve no tokony hifantohantsika fa tsy izay mety ho fiantraikany amin'ny politika na fanovàna fiarahamonina ?
Hong Kong : 40 Taona Aty aoriana, Mitsahatra Ny Fanontàna Ny Gazetiboky Manohitra Ny Kaominista
"Te-hanoratra zavatra aho nefa tsy mahita ho lazaina. Amin'ny vanim-potoana tahaka izao, inona no azoko ambara?
Azerbaijàna : Trano Filalaovana Tantara an-Tsehatra Mpisava Làlana Manome Sehatra ho An'ireo Mpiantsehatra Manana Fahasembanana
“Tsy tetikasa ara-tsosialy ity, tsy fialàmboly, miasa amin'ny fomba matihanina izahay."
Miady Amin'ny Tsikongonià (Chikungunya) i Maldiva
[...] tantarain'ny bilaogy MaldivesHealth fa misy tsaho mombanà " zazalahy mahagaga" any amin'ny nosy Thulhaadhoo any Baa Atoll-n'i Maldiva, izay itoeranà fanahy, ary afaka manao fahagagana toy ny fanasitranana ny mararin'ny Tsikongonià
Mamoha Ilay Fifandonana Zeorziana-Armeniana Taloha Ilay Fifandirana Momba Ny Fiangonana Iray
"Azo antoka fa olana tokony ho vahan'ny fiangonana sy ny mpitondra fiangonana izany, nefa misy olona sasantsasany te-hamadika izany ho resaka politika."