Lahatsoratra farany an'i Ornella tamin'ny Febroary, 2020
Ampiasain'ny governemanta kroaty hamatsiana vavahadin-tserasera mampiely vaovao tsy marina ny volan'ny Fiombonambe eoropeana, kianin'ny sampan-draharaha mpanamarim-baovao izany
Vavahadin-tserasera iray malaza amin'ny fanapariahana lainga sy fankahalàna ary fitiava-tanindrazana no nahazo ny famatsiambola natokana ho fanohanana ireo orinasa madinika sy salasalany avy amin'ny tahirimbola eoropeana natao hampivoarana ny isamparitra.
Taorian'ilay fahavaratra nafanan'ny hetsika, miady hevitra momba ny andraikiny amin'ny ady atao amin'ny fiovaovan'ny toetrandro ny vahoaka Alemà
Famantarana mazava momba ny toerana izay misy ny ampahany iankinan'ny ain'ny governemanta Alemàna izay mody mijoro amin'ny ady goavana atao amin'ny fiovaovan'ny toetrandro ireto fanapahan-kevitra ireto.