Lahatsoratra farany an'i Ornella tamin'ny Avrily, 2017
RuPaul Ao Amin'ny RuNet : Tonga Any Rosia Noho Ny Fandikànteny An-tsitrapon'ireo Mpisera Amin'ny Aterineto Ny ‘Drag Race’

Mahavalalanina, manan-talenta, pelaka sady voadika amin'ny fiteny rosiana : fihaonana amin'ireo mpandika teny izay mitondra ny fandaharana 'RuPaul's Drag Race' ho an'ny aterineto miteny rosiana.
Mikomy Ny Tanora Rosiana

Nankahery ny fanentanana amin'ny ady amin'ny kolikoly ataon'i Alexey Navalny tamin'ny fandrisihina ireo mpanabe any an-dakilasy sy fizaràna ny sarin'ireo mpampianatra sy mpitantana miezaka mamoky ireo mpianatra amin'ny hevitra manohitra hetsika ara-politika ireo tanora Rosiana.
Rosia: Sambany Misy Fampiharana Vahiny Natao Fampitàn-kafatra Nampidiriny Ho Ao Anatin'ny Firaiketana Federaly

Sambany hatramin'izay, no nampidiran'ny Roskomnadzor, ilay mpanivana federaly ao Rosia, fampiharana fampitàn-kafatra avy any ivelany ao amin'ny aterineto ho ao amin'ny " firaketana ireo fandrindràna sy fandefasana vaovaony", ny orinasa Soisa Threema.
Latsaka Anelanelan'ny Tahotra Ny Tazovony Sy Ny Sivan'ny Gazety i Rio de Janeiro
Inona no navelan'ny didy jadona ? Ny zavatra rehetra afa-tsy ny didy jadona.
Sazian'i Shina Ny Lotte, Koreana Mpaninjara, Noho ny Tahotra Ny Rafitra Balafomanga Mahataka-davitr'i Etazonia
"Iza no mamotika kokoa, ny THAAD-n'ny Korea Atsimo sa ny baomba noklearin'i Korea Avaratra ? Tsy loza mitatao kokoa ve ny fananan'i Korea Avaratra singa VX afaka manapoizina ny retsika sy baomba nokleary ?"
Vehivavy Any Meksika: Miatrika Ny Famonoana Vehivavy Nanjo Ny Rahavaviny Amin'ny Alàlan'ny Fiadiana Hanohitra Ny Fanjakan-Dehilahy
Novonoin'ny vadiny sy ny zaodahiny i Nadia Muciño tamin'ny volana Febroary 2004. Na izany aza, tsy ny tantarany ity fa ny an'ny zandriny vavy, Viviana.