Lahatsoratra farany an'i Ornella tamin'ny Janoary, 2014
Fiarahamonim-Pirenena Ejiptiana : Avoahy i Alaa Abd El Fattah Sy Ireo Voatàna Tsy Ara-Drariny
Narindran'ny IFEX sy ny Electronic Frontier Foundation ary navoaka tao amin'ny Fihaonamben'ny Bilaogera Arabo tamin'ny 23 Janoary 2014 ity fanambaràna manaraka ity. Nandray fepetra henjana hampanginana izay rehetra mety ho...
SARIPIKA : Ireo Olona Any Afovoany Atsinana Sy Afrika Avaratra
Nosoratan'i Joey Ayoub fa nalaza ilay hetsika " ireo Olon'i", mandrakotra ny planeta misy antsika isan-tanàna. Tsy navahana tamin'izany ny Afovoany Atsinanana sy Afrika Avaratra.
Espaina : Sary Sy Tantara 10 Mamintina Ny Taona 2013
Lisitra tantara folo nahatonga hatezerana, hetsika ary fihomehezana mamintina ny taona 2013 tany Espaina.
Voaheloka Ho Faty Noho Ny Namonoany An'i Ghazala Javed Mpihira Pashto Ny Vadiny Taloha
Nanohitra tamin-kafanam-po ny faneren'ny Talibana azy tsy hihira i Ghazala Javed fony fahavelony ary nijoro nanohitra ny fametrahana ny Taliban tany amin'ny Swat tanindrazany.
Ny Tambajotra Kaokazy
Novokarin'i Mari Bastashevski sy i Sergey Ponomarev ity andianà lahatsoratra sy lahatsary ity ho an'ny tetikasa RuNet Echo an'ny Global Voices mba hitantarana ny tontolon'ny bilaogy any Kaokazy Avaratra Rosiana....
ONG Pachamama : Nakaton'ny Governemanta Ekoatoriana
Nakaton'ny governemanta Ekoatoriana ny ONG Fundación Pachamama, izay natao hiaro ny ala Amazoniana any Ekoatera, satria nolazainy fa " manakorontana ny filaminam-bahoaka ".