Lahatsoratra farany an'i Ornella tamin'ny Desambra, 2016
Miady Hanorina Fiainana Vaovao Ireo Mpitsoa-ponenana Nody Any Myanmar
“Niverina avy tany amin'ny toby izahay. Tsy nitondra vola be. Nahoana no asaina mandoa 3 tapitrisa Kyat [2.200 dolara amerikana] ? "
Manahy Ny Taiwane Sao Ho Ataon'i Donald Trump Takalom-patsa Vidim-pihinana Fotsiny Amin'ny Fifampiraharahana Amin'i Shina
"Angamba paikady izao ataon'i Trump izao... Ezahany ny hampahatezitra an'i Shina amin'ny fangalàna an'i Taiwan ho namana, ary avy eo fifampiraharahana tsara kokoa no mety ho azony amin'i Shina. "
Sri Lanka : Lasa Ohatra Mahatsiravin'ny Herisetran'ny Mpitandro Filaminana Ny Famonoana Ireo Tanora Roa
Ilay tranonkala fanaovan-gazetin'ny olom-pirenena nahazo loka, Groundviews, tany Sri Lanka, no nivoahan'ity lahatsoratra nosoratan'i Raisa Wickrematunge ity voalohany. Nisy fanontàna nadika navoaka ito ambany ito ho ampahany amin'ny fifanekena fifampizaràna votoaty amin'ny Global Voices.
Ry Tanora Liam-Pandrosoana Nitsangam-bolo Tamin'ny Fandresen'i Trump…

"Tena zava-doza ho an'ny firenena ve raha toa ka manana zo hanana ny governemanta tiany ho amin'ny fitondrana ny antsasaky ny firenena ?"
Netizen Report: Manamafy ny Fanarahamaso Ny Fampiharana Ny Lalàna (Sy Ny Teknolojia) Ilay Lalàna Vaovao Momba Ny Fiarovana Amin'ny Aterineto Any Shina

Manome topimaso iraisam-pirenena momba ireo fanamby, ireo fandresena ary ireo fironana vao nipoitra momba ny zo an-tserasera manerana izao tontolo izao ny Netizen Report-n'ny Global Voices Advocacy.