Lahatsoratra farany an'i Ornella tamin'ny Aogositra, 2016
Pôrtô Rikô : Mainty Ary ‘Misaona’ Ny Sainam-pirenena Noho Ireo Mpitantana Teren'i Etazonia Apetraka
"Eo am-piadiana i Pôrtô Rikô, 'ndao hamafisina amin'ny fifanajàna, firaisankina, fifandeferana, ny fiombonana, ny fifaneraseràna, ary ny fiarahamiasa eo amin'ny vondrom-piarahamonina, ny fifankatiavana eo amintsika sy ny tontolo onenantsika."
Nampirongatra Ny Fanararaotana Tany Amin'ny Toby Foiben'ny Mpitady Fialokalofana Ivelan'i Aostralia, Ao Nauru Ilay Antontan-Taratasy Tafaporitsaka
Niteraka rojon-korontanà fanararaotana ara-nofo, fanafihana ary ny tranganà fandratràn-tena tao amin'ny toby foiben'ireo mpitady fialokalofana any Aostralia, any amin'ny firenena bitik'i Nauru any Pasifika ireo antontan-taratasy roa arivo mahery tafaporitsaka.
Maty i Fitzroy Coleman, Ilay Trinidadiana Mpiangaly Gitara, ‘Andrarezin'ny Feo Ampiarahana’ (Zavamaneno Misy Tady)
Tsaroana noho ny famoronany feonkira mahatalanjona sy ny fahambonian'ny fahaizany milalao mozika i Fitzroy Coleman, manampahaizana nampiana-tena tamin'ny mozika.
Tsy Ny Mpampianatra Rehetra No Voasolo Tena Tamin'ireo Hetsi-panoherana Mahery Vaikan'ny Sedikà Tao Meksika
Nitafatafa taminà mpampianatra Meksikàna anankiroa mikasika ny asany, ny antony nandrisika azy ireo ary ny olana ateraky ny hetsika lavareny sy ny hafanam-po amin-kerisetra ataon'ny sendikàn'ny Mpandrindra Nasionalin'ny mpiasan'ny Fanabeazana izahay.
Azon'ny Pampulha Ensemble, Mpisava Làlana An'i Brasilia, Ny Satan'ny Lova iombonana Manerantanin'i UNESCO
Ilay mpanao maritrano moderina ngezalahy, Oscar Niemeyer, no nanome endrika ny Pampulha Ensemble, sy i Brasília, renivohitr'i Brezila.