Tantara mikasika ny Sodàna tamin'ny Desambra, 2017
Fanangonan-tsonia Ho Famotsorana Ilay Lehilahy Eritreana Izay Nosamborina Tany Italia Noho Ny Mari-panondroana Diso
Ilay lehilahy izay miatrika fitsarana any Italia dia i Medhanie Tesfamariam Berhe fa tsy i Medhanie Yehdego Mered, ilay "Jeneraly" lehiben'ny tambajotran'ny mpanondrana mpifindra monina an-tsokosoko.