Tantara mikasika ny Sodàna tamin'ny Novambra, 2018
Sodàna: fampielezankevitra momba ny fanalàna fampiasàmbola
Natao ny fampielezan-kevitra momba ny fanalana fampiasambola niasa tao Sodàna mba hanerena ireo Amerikana mpampiasa vola hanala ny volany any amin'ireo orinasa miasa ao Sodàna.