Tantara mikasika ny Sodàna tamin'ny Oktobra, 2013
GV Face: Ny Zavatra Rehetra Ilainao Fantarina Momba ireo #SudanRevolts

Mitafa miaraka amin'ireo Sodaney mpanoratra ho antsika, Usamah M, sy Magdi ElGizouli, tompon'ilay bilaogy malaza Still Sudan ny tonian-dahatsoratsika ao MENA, ary manontany azy ireo raha ity no Lohataona Arabo manaraka.