Tantara mikasika ny Sodàna tamin'ny Avrily, 2008
Mananontanona ny ady any Sodana
Raha ny vitan-dratsy mifanongoa ao ambony ao no mitohy dia hirodana angamba ny fifanarahan'ny Sodane ho amin'ny fandriam-pahalemana tanteraka, nefa alohan'ny hahatongavantsika amin'izany, ndeha hotohizantsika ny fanomezana ireo vaovao tsara...