Tantara mikasika ny Sodàna tamin'ny Marsa, 2011
Sodàna: Satria afaka aho, Hitsangana aho ary Hiteny hoe TSIA
Tamin'ny 21 Martsa 2011, teraka ny “Andron'ny Tanora Sodàney ankehitriny”. Tanora avy amin'ny oniversite manerana an'i Sodàna no mifandray sy mifampizara vaovao amin'ny alalan'ny Facebook sy Twitter mba ho ainga...