Tantara mikasika ny Sodàna tamin'ny Jolay, 2012
Sodàna: Nokendrena Manokana Ny Vehivavy #SudanRevolts
Miditra ao amin'ny volana faharoa ankehitriny ny fihetsiketsehana ataon’ireo vahoaka Sodaney marobe manohitra ny fitondrana. Manohy ny famaizana mahery vaika ireo mpanao fihetsiketsehana kosa etsy andaniny ny governemanta sy ny...
Sodàna: Bilaogera Mitantara Ny Famotorana Natao Azy Nandritra Ny Telo Andro
Nosoritan’ ilay bilaogera Sodaney Maha Elsanosi mazava tsara ny famotorana natao azy izay naharitra telo andro tao amin'ny Sampan-draharaha nasionaly misahana ny Fitsikilovana sy ny Fiarovana (NISS), taorian'ny fisamborana azy tao Sodàna. Tao...
Afrika: Fankalazana Ny Maha-Olombelona Amin'ny Alalan'ny Sary Sy Lahatsary
Nanjary lasa niparitaka be ny lahatsoratra manazava sary 21 izay mamerina indray ny maha-olombelona. Indrisy anefa, tsy tao anatin'izy ireo ny Afrikana sy i Afrika. Nefa tsy ny fijoroana vavolombelona goavana amin'ny fisian'ny toe-panahy maha-olona avy amin'ny kaontinanta Afrikana akory no tsy misy. Ireto misy sary vitsy sy lahatsary izay maneho fa, 'Manana Fo ihany koa i Afrika'.