Tantara mikasika ny Sodàna tamin'ny Novambra, 2017
Fijery Tokana Avy Any Darforo : Sleepless (Tsy fahitàn-tory) Ao Sodàna
"Raha toa ka tsy misy fahafatesana, tsy misy fanolànana, tsy misy na inona na inona, dia tsy ho avy aty ianareo khawajas [vahiny] [...] Paikady fampiasan'ny mpikomy izany."
Feon'Ankizy avy any Darfur
"Ny nahatalanjona ahy dia ny fifanarahan'ireo antsipiriany hita tanatin'ny sarin'ireo ankizy sy ny antsipiriany hita tanatin'ireo saripika [...]. Nazava tamiko avy hatrany fa tsy fitaovam-piadiana nonofinofisin'ireo ankizy fotsiny ireo sary ireo, fa fijoroana vavolombelona", hoy Ethan Zuckerman momba ny sarin'ireo ankizy anaty toby misy mpitsoaponenana.
Sodaney Mpitsoa-ponenana, Voafonja Tao Isiraely Noho Ny Fananany Bisikleta
Tsy nanana faktioran'ny bisikiletany i (Babi) Ibrahim, mpanao hatsikana darforiana mpangataka fialokalofana, ary araka ny araka ny fahefàna omen'ny lalàna azy, azon'ny mpitandro ny filaminana nosamborina toy ny mpangalatra izy.