Tantara mikasika ny Sodàna tamin'ny Jolay, 2011
Sodàna Atsimo: Hafatra momba ny #LoveFromSudan
Ny ampitson'ny fahaleovantenan'i Sodàna Atsimo, nanangana vondrona hetsika ny tanora Sodaney izay miezaka hampisy fifanakalozana sy firahalahiana eo amin'ny Atsimo sy Avaratra ary hampifandray amin'ny alalan'ny aterineto ny tanora avy amin'ireo firenena...