Tantara mikasika ny Sodàna tamin'ny Janoary, 2010
Sudan: Safidy stratejika ve ny maha-iray tsy mivaky?
Amin'ny teny Arabo, ilay Sodane mpitoraka blaogy Ayman Hajj dia mifanakalo hevitra momba ny politikan'ny fireneny sy ny hoe nahoana ny maro amin'ny vahoaka Sodane no tsy mino intsony ny maha-iray tsy mivaky.