Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Febroary, 2012
Porto Riko: Sary 365
Manapika sary iray isan'andro tao anatin'ny roa taona ny mpaka sary José Rodrigo Madera [es], ary anatin'ny tetikasany antsoina hoe "365" izany. Ny namany ao amin'ny Facebook ihany no nahita ny sariny mandra-pamoakan'ny gazety-boky Revista Cruce [es] sary 20 amin'izy ireny ho ankafizin'ny rehetra.
Porto Rico: Fiainana Sary Iray Isan'andro
Jose Marti manome antsika ny topi-mason'ny fiainana any San Juan amin'ny alalan'ny tetikasan-tsary "Sarin'ny Anio."