Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Mey, 2010
Puerto Rico: Fihaonan'ireo mpitoraka blaogy
Nandray anjara tamin'ny fihaonana faharoan'ireo mpitoraka blaogy natao omaly tany Caguas, Puerto Rico, ireo mpitoraka blaogy, mpanao gazety, mpandraharaha, ary ireo mafana fo. Niresaka momba ny fampiasana ny blaogy ho toy ny fitaovana fampidiram-bola ireo mpandray anjara, ny toeran'ireo vehivavy ao anaty ny tontolon'ny blaogy, ny fitorahana blaogy mikasika ny...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...