Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Janoary, 2014
Mameno Ny Kihon-Dalan'i San Juan Tranainy Ny Fetiben'Ny Lalana Masindahy Sebastian Poertorikana
Amin'izao fotoana izao moa ny fetibe dia tsy ahitana intsony ilay marika maha-fivavahana azy, sy ny niofoany ho fetiben'ny tanàna izay mahazo olona mihoatra ny 300.000 isan-taona.