Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Avrily, 2017
Manohy Ny Antsony Mba Hanaovan'i Etazonia Fizahana Ifotony ny Trosam-panjakana ny I Puerto Rico
Nandevozina sy nendahina izahay. Mandà ny handoa ny trosa tsy anay izahay vahoakan 'i Puerto Rico. Tsy manaiky ampisafidianana na fanabeazana na fahasalamana izahay. Tsy ahena ny fisotroan-drononon'ireo zokiolona. Mitaky hetsika avy hatrany izahay.