· Aogositra, 2018

Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Aogositra, 2018

Fijery manerantany momba ny andron'ny ady amin'ny kolikoly

  31 Aogositra 2018

Mihamaro ireo mpikatroka manohitra ny kolikoly niharan'ny fanafihana. Namoy ny ainy tamin'izany ireo mpanao gazety manoratra momba ny kolikoly eo amin'ny politika sy ny fiarahamonina tahaka an'i Lasantha Wickramatunga any Sri Lanka tamin'ny fiandohan'ny taona (2009).