Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Janoary, 2018
Atahorana Hikatona Ny Anjerimanontolon'i Pôrtô Rikô Taorian'ny Fandalovan'ireo Rivodoza Irma Sy María
Ampy tsara ho an'ny governemanta sy ny mpitantana ny anjerimanontolo ny zavamisy mba hanohizana ny fanomezana ny fahafahana miditra amin'ny fianarana ambony sy ny UPR ho an'ny tsy miankina.