Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2015

Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Desambra, 2015

Olona Firy no Nahazo Ny Lokan'ny Fihaonana an-Tampon'ny Nobel-n'ny Fandriampahalemana sy ny Grammy Latina Tao Anatin'ny Herinandro Iray?

Nanandratra ny feony amin'ireo anton-javatra maro nandritra ny taona maro, tahaka ny famotsorana ilay gadra politika Poerto Rikana Oscar López Rivera ilay mpihira Hip hop René Pérez .