Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Desambra, 2011
Porto Riko: Nasehon'ny Bilaogera fa Namboamboarina Ilay Dokambarotra
Nisy dokambarotra iray nahitana ilay mpihira sy mpilalao sarimihetsika Porto Rikana Jennifer López mitondra Fiat 50 cc manerana ny lalan'i Bronx, New York, toerana nahitany masoandro sy nahalehibe azy. Milaza momba ny fiaviany eo amin'ny toerana sy ny aingam-panahy azony avy aminy i López. Naseho eo amin'ny pejy ofisialin'ny Fiat ofisialy eo amin'ny...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...