· Jona, 2013

Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Jona, 2013

Pôrto Rikô : Miroborobo Ny Tetikasa Tsy Miankina Firaisankina Ara-Ekolojika

Miha-mafy orina isan'andro ny firaisankina hiaro tontolo iainana any Portô Rikô, noho ireo olona miasa mafy mba hampivoarana ny tetikasa tsy miankina. Ireto misy ohatra vitsivitsy hanamafisana indray hoe ny tanjona ho fiarovana ny zava-boahary, ny fambolena vokatra tsy misy poizina ary ny ady amin'ny faharetan'ny fambolena dia tsy nofy tsy ho to akory.

08 Jona 2013