Tantara mikasika ny Pôrtô Rikô (Etazonia) tamin'ny Novambra, 2016
GV Face: Filoha Obama, Fotoana Izao Hamindranao Fo An'i Oscar López Rivera Izao [Mivantana Amin'ny 6 Hariva GMT Amin'ny 23 Nov]

Iray amin'ireo gadra politika migadra ela indrindra eto amin'izao tontolo izao izy. Efa nandany ny antsasaky ny fiainany tany am-ponja izy.