Tantara mikasika ny Filipina tamin'ny Mey, 2018
Filipina: Nitory bilaogera ny mpikambana iray ao amin'ny kabinetra
Miatrika fitoriana fanalam-baraka tamin'ny lahatsoratra navoakany tamin'ny volana oktobra ilay bilaogera Ella Ganda. Nilaza i Ella fa ny entana fanampiana ho an'ireo tra-boinan'ny rivo-doza dia angonina ao amin'ny trano fitehirizan'ny governemanta ao amin'ny Departemantan'ny Fiahiana Ara-tsosialy sy ny Fampandrosoana (DSWD)..
Blogenyo, Tantara An-tsary Ety Anaty Tranonkala, Momba ny Tontolom-bilaogy Filipiàna
Manolotra blaogy tantara an-tsary ety anaty tranonkala vao natombony i Tonyo Cruz izay mirotsaka ao amin'ny tontolom-bolongana Filipina. Mitady ny haniratsira ireo zava-nitranga, zava-miseho, adihevitra, sy olana ilay tantara an-tsaryBlogenyo vao natomboka vao haingana io ary malaza eny anivon'ireo blaogera Filipina.
Tsy manan-kialofana, tsy manan'asa, tsy manam-bola, toherin'ny mponina ny fanakatonana ny nosy Boracay ao Filipina
Amin'ny maha mpiaro ny tontolo iainana ahy, tiako havaozina ihany koa izany.....SAINGY MARARY KOKOA AHO noho ireo olona iharan'ny fanakatonana
Filipina: novonjen'ny feso sy ny trozona ilay mpanarato
Nilaza ilay mpanjono Filipiana Ronnie Dabal fa novonjen'ny feso sy ny trozona izy rehefa nivadika tany an-dranomasina ny sambony tany Palawan, Filipina.