Tantara mikasika ny Filipina tamin'ny Aogositra, 2022
Mpitsikera an'i Marcos-Duterte nosamborina noho ny fanalam-baraka anjotra ao Filipina
Fampisehoana mahatalanjona tokoa ny firaisan-kina ho fiarovana ny soatoavina iombonana! Amin’ny firaisankina tahaka izao, ahoana no mety haharesy antsika?
Mitetika hanao ho mahazatra ny fanazarantena ara-miaramila manodidina an'i Taiwan ve i Shina?
Mety mitetika hanao izay ho toy ny ara-dalàna sy hahazatra amin'ny sarinady ao andilan-dranomasin'i Taiwan i Shina. Fa inona moa no dikan'izany amin'ny hoavin'i Taiwan sy ny fifandraisana ao amin'ny faritra?
Afaha hanarina ny toekaren'i Filipina ve ny ‘Bongbonomics’?
"Bongbonomics: Fanjakana mandàla kokoa ny resaka tsena sy manome vahana ireo orinasa manohana ny tombontsoa manokan'ny tsy miankina; fanatsaràna ny kabary tsara lahatra ho fandreseana ny fahantràna; fanesorana ireo teritery sisa tavela mba hisian'ny fanalalahana ara-toekarena tsy mijery afa-tsy ny an'ny tena."